1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra. Apokalypsy 11:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.
17 sady niteny hoe: “Misaotra anao izahay, Jehovah* Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra, Ilay ankehitriny+ sy taloha, satria nandray fahefana lehibe ianao ka efa nanomboka nanjaka.+