Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Salamo 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ianao foana no antsoiko, Jehovah ô, ry Vatolampiko!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy. Raha mangina tsy mamaly ahy ianao,Dia ho lasa tahaka an’ireo midina any an-davaka* aho.+ Isaia 38:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy mba niadana aho fa nangidy loatra ny nanjo ahy.Tia ahy anefa ianao,Ka niaro ahy tsy ho any amin’ny lavaky ny fandringanana.+ Narianao any an-damosinao* daholo ny fahotako.+ Jona 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nilentika aho ka tonga hatrany amin’ny fototry ny tendrombohitra. Nihidy mandrakizay teo alohako ny vavahadin’ny tany. Nampiakarinao avy tao anaty lavaka anefa ny aiko, ry Jehovah Andriamanitro ô!+
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+
28 Ianao foana no antsoiko, Jehovah ô, ry Vatolampiko!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy. Raha mangina tsy mamaly ahy ianao,Dia ho lasa tahaka an’ireo midina any an-davaka* aho.+
17 Tsy mba niadana aho fa nangidy loatra ny nanjo ahy.Tia ahy anefa ianao,Ka niaro ahy tsy ho any amin’ny lavaky ny fandringanana.+ Narianao any an-damosinao* daholo ny fahotako.+
6 Nilentika aho ka tonga hatrany amin’ny fototry ny tendrombohitra. Nihidy mandrakizay teo alohako ny vavahadin’ny tany. Nampiakarinao avy tao anaty lavaka anefa ny aiko, ry Jehovah Andriamanitro ô!+