Salamo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Betsaka no milaza momba ahy hoe: “Tsy hovonjen’Andriamanitra izy.”+ (Sela)* Salamo 71:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miresaka zava-dratsy momba ahy ny fahavaloko,Ary miara-mikaon-doha ireo mifofo ny aiko,+11 Ka miteny hoe: “Efa nafoin’Andriamanitra izy. Enjeho izy dia sambory, fa tsy misy mpamonjy.”+
10 Miresaka zava-dratsy momba ahy ny fahavaloko,Ary miara-mikaon-doha ireo mifofo ny aiko,+11 Ka miteny hoe: “Efa nafoin’Andriamanitra izy. Enjeho izy dia sambory, fa tsy misy mpamonjy.”+