2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+
Ary ny lalàny no vakiny sy saintsaininy andro aman’alina.+
3 Ho toy ny hazo nambolena eo amoron’ny rano mikoriana izy,
Dia hazo mamoa amin’ny fotoanany,
Sady tsy mba malazo ny raviny.
Ary hety tsara daholo izay ataony.+