Ohabolana 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mitahiry fahendrena ho an’ny olo-marina izy,Ary ampingan’izay tsy mivadika aminy.+ Ohabolana 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hilamin-tsaina ny olona tsy mivadika,+Fa ny mpamitaka ho tratra eny ihany.+