1 Mpanjaka 2:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simey: “Fantatrao tsara ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko,+ ary mahalala an’izany ianao ao am-ponao ao. Havalin’i Jehovah aminao ihany* izany zavatra ratsy nataonao izany.+ 1 Mpanjaka 2:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nanome baiko an’i Benaia zanak’i Joiada ny mpanjaka, ka nivoaka i Benaia ary namely an’i Simey, dia maty izy.+ Lasa mafy orina teo am-pelatanan’i Solomona àry ny fanjakana.+
44 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simey: “Fantatrao tsara ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko,+ ary mahalala an’izany ianao ao am-ponao ao. Havalin’i Jehovah aminao ihany* izany zavatra ratsy nataonao izany.+
46 Dia nanome baiko an’i Benaia zanak’i Joiada ny mpanjaka, ka nivoaka i Benaia ary namely an’i Simey, dia maty izy.+ Lasa mafy orina teo am-pelatanan’i Solomona àry ny fanjakana.+