Ohabolana 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandehandeha mandaingalainga eny ny olona tsisy ilana azy sy ratsy fanahy.+ Ohabolana 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Zava-dratsy ihany no ao am-pony,Dia mitetika ny hanao ratsy foana izy,+ sady tsy manao afa-tsy ny mampiady olona.+
12 Mandehandeha mandaingalainga eny ny olona tsisy ilana azy sy ratsy fanahy.+ Ohabolana 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Zava-dratsy ihany no ao am-pony,Dia mitetika ny hanao ratsy foana izy,+ sady tsy manao afa-tsy ny mampiady olona.+
14 Zava-dratsy ihany no ao am-pony,Dia mitetika ny hanao ratsy foana izy,+ sady tsy manao afa-tsy ny mampiady olona.+