Ohabolana 16:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Zava-dratsy no fongarin’ny olona tsy misy ilana azy,+Ary toy ny afo mandoro ny teniny.+ Jakoba 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Afo koa ny lela.+ Amin’ny taova rehetra amin’ny vatantsika, dia ny lela no fototry ny faharatsiana rehetra. Mandoto ny vatana manontolo+ mantsy ny lela, nefa koa mandrehitra* ny fiainana manontolo* sady arehitry ny Gehena.*
6 Afo koa ny lela.+ Amin’ny taova rehetra amin’ny vatantsika, dia ny lela no fototry ny faharatsiana rehetra. Mandoto ny vatana manontolo+ mantsy ny lela, nefa koa mandrehitra* ny fiainana manontolo* sady arehitry ny Gehena.*