1 Mpanjaka 10:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy àry izy tamin’ny mpanjaka: “Tena marina ny zavatra henoko tany amin’ny taniko momba ny zava-bitanao* sy ny fahendrenao. 1 Mpanjaka 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Sambatra ny olonao, ary sambatra ny mpanomponao izay eto anatrehanao eto foana, ka mandre ny fahendrenao!+ Salamo 37:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Mampita fahendrena* ny vavan’ny olo-marina,Ary miresaka momba ny rariny ny lelany.+ Lioka 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra nolazain’ny vavany,+ ka hoy izy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+ Efesianina 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Aza avela hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay tsara mba hampaherezana ihany, rehefa ilaina izany, mba hizarana zavatra mahasoa an’izay mihaino.+
6 Hoy àry izy tamin’ny mpanjaka: “Tena marina ny zavatra henoko tany amin’ny taniko momba ny zava-bitanao* sy ny fahendrenao.
8 Sambatra ny olonao, ary sambatra ny mpanomponao izay eto anatrehanao eto foana, ka mandre ny fahendrenao!+
22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra nolazain’ny vavany,+ ka hoy izy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+
29 Aza avela hisy teny ratsy hivoaka amin’ny vavanareo,+ fa izay tsara mba hampaherezana ihany, rehefa ilaina izany, mba hizarana zavatra mahasoa an’izay mihaino.+