10 Dia nomen’ilay mpanjakavavin’i Sheba volamena 120 talenta* i Solomona Mpanjaka, sady nomeny menaka balsama+ be dia be sy vatosoa.+ Tsy nisy nitondra menaka balsama be dia be hoatran’ilay nomeny an’i Solomona intsony tany taorian’izay.
15 Nataon’ny mpanjaka be dia be toy ny vato ny volafotsy sy ny volamena tany Jerosalema,+ ary nataony betsaka toy ny aviavidia any Sefela ny hazo sedera.+