Salamo 37:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo ny kely ananan’ny olona iray manao ny marina,Toy izay ny be ananan’ny ratsy fanahy maro.+ Ohabolana 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aleo tsy dia manana firy nefa matahotra an’i Jehovah,+Toy izay manankarem-be nefa mitebiteby* lava.+ Ohabolana 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aleo kely azo tamin’ny marina,+Toy izay be dia be azo tamin’ny tsy rariny.+ Ohabolana 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aleo sombi-mofo maina hohanina ao amin’izay misy fihavanana,*+Toy izay trano misy fety* be nefa misy fifamaliana.+
16 Aleo tsy dia manana firy nefa matahotra an’i Jehovah,+Toy izay manankarem-be nefa mitebiteby* lava.+
17 Aleo sombi-mofo maina hohanina ao amin’izay misy fihavanana,*+Toy izay trano misy fety* be nefa misy fifamaliana.+