-
Jeremia 10:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tsy misaina ny olona rehetra sady manaonao foana.
-
-
Romanina 1:21-23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nahafantatra an’Andriamanitra izy ireny, nefa tsy mba nanome voninahitra azy* na nisaotra azy. Fa lasa tsy misaina intsony izy ireny ka lasa maizina ny fony efa donto.+ 22 Na dia nilaza fa hendry aza izy ireny, dia lasa tsy misaina.* 23 Ny voninahitra tokony ho nomeny an’ilay Andriamanitra tsy mety lo, dia nomeny ho an’ny sarin’olona mety lo sy sarina vorona sy biby manan-tongotra efatra ary biby mandady.+
-