Deoteronomia 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha mba maniry hatahotra ahy+ sy hankatò ny didiko rehetra foana+ mantsy ny fony, dia handeha tsara mandrakizay ny fiainany sy ny an’ny taranany!+ Salamo 81:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha mba nihaino ahy mantsy ny vahoakako,+Raha mba nandeha tamin’ny lalana natoroko mantsy ny Israely,+ 14 Dia ho nataoko vetivety dia resy ny fahavalony;Ho namely an’ireo nanohitra azy ny tanako.+
29 Raha mba maniry hatahotra ahy+ sy hankatò ny didiko rehetra foana+ mantsy ny fony, dia handeha tsara mandrakizay ny fiainany sy ny an’ny taranany!+
13 Raha mba nihaino ahy mantsy ny vahoakako,+Raha mba nandeha tamin’ny lalana natoroko mantsy ny Israely,+ 14 Dia ho nataoko vetivety dia resy ny fahavalony;Ho namely an’ireo nanohitra azy ny tanako.+