Nehemia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Henon’i Sanbala sy Tobia+ sy Gasema Arabo+ ary ny sisa tamin’ny fahavalonay fa voaoriko indray ny manda+ ka tsy misy gorobaka intsony, na dia mbola tsy voapetako aza ny vavahady.+ Amosa 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,Ary hotampenako izay gorobaka.*Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+ Amosa 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+
6 Henon’i Sanbala sy Tobia+ sy Gasema Arabo+ ary ny sisa tamin’ny fahavalonay fa voaoriko indray ny manda+ ka tsy misy gorobaka intsony, na dia mbola tsy voapetako aza ny vavahady.+
11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,Ary hotampenako izay gorobaka.*Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+ Amosa 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+
14 Hampodiko izay babo amin’ny Israely vahoakako.+Haorin’izy ireo indray ny tanàna rava, ka ao izy no hipetraka.+Hamboly voaloboka koa izy ireo ka hisotro ny divay azo avy amin’izany,+Sady hanao zaridaina ka hihinana ny vokatra amin’izany.+