Isaia 62:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hantsoina hoe vahoaka masina navotan’i Jehovah+ izy ireo.Ary ianao koa hantsoina hoe Ilay Notadiavina, Tanàna Tsy Nilaozana.+
12 Dia hantsoina hoe vahoaka masina navotan’i Jehovah+ izy ireo.Ary ianao koa hantsoina hoe Ilay Notadiavina, Tanàna Tsy Nilaozana.+