Jeremia 46:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary ambarao ao Migdola.+ Ambarao ao Nofa* sy Tapanesa+ izany. Teneno hoe: ‘Makà toerana dia miomàna,Fa hisy sabatra handripaka an’ireo manodidina anao. Ezekiela 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+
14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary ambarao ao Migdola.+ Ambarao ao Nofa* sy Tapanesa+ izany. Teneno hoe: ‘Makà toerana dia miomàna,Fa hisy sabatra handripaka an’ireo manodidina anao.
13 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ny sampy maharikoriko,* ary hofoanako ireo andriamanitra tsy misy dikany ao Nofa.*+ Tsy hisy andriana* avy any Ejipta intsony, ary hataoko lasa matahotra daholo ny olona any.+