Jeremia 46:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary torio ao Migdola,+ eny, ambarao ao Nofa+ sy Tapanesa.+ Lazao hoe: ‘Makà toerana ka miomàna,+ fa hisy sabatra handripaka manodidina anao.+
14 “Lazao atỳ Ejipta izany, ary torio ao Migdola,+ eny, ambarao ao Nofa+ sy Tapanesa.+ Lazao hoe: ‘Makà toerana ka miomàna,+ fa hisy sabatra handripaka manodidina anao.+