Daniela 4:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Koa midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra+ izaho Nebokadnezara, satria tsara sy ara-drariny daholo ny zavatra ataony,+ ary vitany ny mampietry an’izay manambony tena.”+ Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+
37 “Koa midera sy manandratra ary mankalaza an’ilay Mpanjakan’ny lanitra+ izaho Nebokadnezara, satria tsara sy ara-drariny daholo ny zavatra ataony,+ ary vitany ny mampietry an’izay manambony tena.”+
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+