4 ‘Izao no tenin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: “Ataoko mifotitra aminareo ny fitaovam-piadiana eny an-tananareo, dia izay ampiasainareo mba hiadiana amin’ny mpanjakan’i Babylona+ sy ny Kaldeanina manao fahirano anareo any ivelan’ny manda. Hangoniko eo afovoan’ity tanàna ity izy ireny.