-
Ezekiela 16:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nanamboatra dongon-tany ho anao ianao, sady nanao toerana avo teny amin’ny tany malalaka rehetra teny. 25 Nanorina toerana avo teny amin’ny toerana mora tazana indrindra teny amoron-dalana rehetra teny, ianao. Dia nataonao lasa zavatra maharikoriko ny hatsaran-tarehinao, satria nivaro-tena* tamin’izao mpandalo rehetra izao ianao,+ ary vao mainka nanaram-po nivaro-tena.+
-