2 Mpanjaka 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tonga nanafika an’ilay tany i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tamin’ny andron’i Joiakima. Koa lasa mpanompon’i Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy tamin’ny farany. 2 Tantara 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ankoatra izany, dia nataon’i Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho mpanjakan’i Joda sy Jerosalema i Eliakima rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza rahalahiny, ka nentiny tany Ejipta.+
24 Tonga nanafika an’ilay tany i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tamin’ny andron’i Joiakima. Koa lasa mpanompon’i Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy tamin’ny farany.
4 Ankoatra izany, dia nataon’i Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho mpanjakan’i Joda sy Jerosalema i Eliakima rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza rahalahiny, ka nentiny tany Ejipta.+