Salamo 139:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 139 Jehovah ô, mandinika ahy amin’ny an-tsipiriany ianao, ka mahalala ahy.+ 2 Fantatrao aho na mipetraka na mitsangana.+ Fantatrao avy eny lavitra eny ny eritreritro.+
139 Jehovah ô, mandinika ahy amin’ny an-tsipiriany ianao, ka mahalala ahy.+ 2 Fantatrao aho na mipetraka na mitsangana.+ Fantatrao avy eny lavitra eny ny eritreritro.+