-
Deoteronomia 28:66, 67Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
66 Tena hatahorana ny ainao, ary hihorohoro andro aman’alina ianao, ka tsy hanampo ny ho velona intsony. 67 Amin’ny maraina dia hilaza ianao hoe: ‘Raha mba alina mantsy ny andro!’, ary amin’ny alina indray hilaza hoe: ‘Raha mba maraina mantsy ny andro!’ Fa hatahotra be ny fonao noho izay ho hitan’ny masonao.
-