Eksodosy 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Tokony ho vahoaka masina ho ahy ianareo.+ Ary aza mihinana hena efa noviravirain’ny bibidia tany an-tsaha,+ fa atsipazo ho an’ny alika izany. Levitikosy 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao lazaina aminy: ‘Izay taranakareo fara aman-dimby ka mbola maloto, nefa manakaiky ny zava-masina hamasinin’ny Israelita ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako.+ Izaho no Jehovah. Levitikosy 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy tokony hihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia koa izy, sao ho voaloton’izany.+ Izaho no Jehovah.
31 “Tokony ho vahoaka masina ho ahy ianareo.+ Ary aza mihinana hena efa noviravirain’ny bibidia tany an-tsaha,+ fa atsipazo ho an’ny alika izany.
3 Izao lazaina aminy: ‘Izay taranakareo fara aman-dimby ka mbola maloto, nefa manakaiky ny zava-masina hamasinin’ny Israelita ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako.+ Izaho no Jehovah.
8 Tsy tokony hihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia koa izy, sao ho voaloton’izany.+ Izaho no Jehovah.