13 Dia tsy ho tezitra amin’izy ireo intsony aho avy eo sady ho tony ny hatezerako, ka ho afa-po aho.+ Rehefa avy nanamparako ny hatezerako izy ireo, dia tsy maintsy ho fantany fa izaho Jehovah no niteny, satria mitaky ny hanompoana ahy irery ihany aho.+