1 Mpanjaka 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany+ aho. Ary ny tafiky ny lanitra manontolo nitsangana teo akaikiny, teo ankavanany sy teo ankaviany.+ Salamo 99:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 99 Lasa Mpanjaka i Jehovah.+ Aoka hangovitra ireo firenena. Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima+ izy. Aoka hihovotrovotra ny tany. Isaia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia Mpanjaka,+ dia hitako i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana avo sy manerinerina,+ ary nameno ny tempoly ny akanjony lava mirebareba. Apokalypsy 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tonga dia niasa tamiko ny fanahin’Andriamanitra, taorian’izay. Dia io fa nisy seza fiandrianana+ tany an-danitra, ary nisy nipetraka teo amboniny.
19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany+ aho. Ary ny tafiky ny lanitra manontolo nitsangana teo akaikiny, teo ankavanany sy teo ankaviany.+
99 Lasa Mpanjaka i Jehovah.+ Aoka hangovitra ireo firenena. Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana eo ambonin’ny* kerobima+ izy. Aoka hihovotrovotra ny tany.
6 Tamin’ny taona nahafatesan’i Ozia Mpanjaka,+ dia hitako i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana avo sy manerinerina,+ ary nameno ny tempoly ny akanjony lava mirebareba.
2 Tonga dia niasa tamiko ny fanahin’Andriamanitra, taorian’izay. Dia io fa nisy seza fiandrianana+ tany an-danitra, ary nisy nipetraka teo amboniny.