Daniela 10:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy izy tamiko: “Ry Daniela ô, tena sarobidy* ianao.+ Henoy tsara ny teny holazaiko aminao. Dia mitsangàna amin’izay, fa nirahina ho atỳ aminao aho.” Rehefa nilaza an’izany tamiko izy, dia nitsangana aho sady nangovitra.
11 Ary hoy izy tamiko: “Ry Daniela ô, tena sarobidy* ianao.+ Henoy tsara ny teny holazaiko aminao. Dia mitsangàna amin’izay, fa nirahina ho atỳ aminao aho.” Rehefa nilaza an’izany tamiko izy, dia nitsangana aho sady nangovitra.