Deoteronomia 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy hisy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+
11 “‘Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy hisy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+