Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+ Ezekiela 16:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “‘Hofaiziko ianao, ka hampihariko aminao ny didim-pitsarana sahaza ny vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy mpandatsa-dra.+ Dia halatsaka ny ranao, satria tezitra be aminao aho sady saro-piaro.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra mitovy endrika aminy ny olona.+
38 “‘Hofaiziko ianao, ka hampihariko aminao ny didim-pitsarana sahaza ny vehivavy mpanitsakitsa-bady+ sy mpandatsa-dra.+ Dia halatsaka ny ranao, satria tezitra be aminao aho sady saro-piaro.+