Zefania 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Efa henoko nanala baraka ny vahoakako i Moaba,+ ary nanambanimbany azy ireo ny Amonita,+Ka nanesoeso azy sy nirehareha hoe haka ny taniny.+
8 “Efa henoko nanala baraka ny vahoakako i Moaba,+ ary nanambanimbany azy ireo ny Amonita,+Ka nanesoeso azy sy nirehareha hoe haka ny taniny.+