Daniela 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nomen’ilay tena Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ary fahendrena ireo tanora* efa-dahy ireo ka nahay soratra isan-karazany. Nahay namantatra ny dikan’ny fahitana sy nofy isan-karazany koa i Daniela.+ Daniela 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary tamin’izay rehetra nanontanian’ny mpanjaka azy, dia hitany hoe nanana fahendrena sy fahiratan-tsaina avo folo heny izy ireo, raha oharina amin’ny mpisorona rehetra mpanao sikidy sy ny mpila hevitra amin’ny maty,+ eran’ny fanjakany.
17 Ary nomen’ilay tena Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ary fahendrena ireo tanora* efa-dahy ireo ka nahay soratra isan-karazany. Nahay namantatra ny dikan’ny fahitana sy nofy isan-karazany koa i Daniela.+
20 Ary tamin’izay rehetra nanontanian’ny mpanjaka azy, dia hitany hoe nanana fahendrena sy fahiratan-tsaina avo folo heny izy ireo, raha oharina amin’ny mpisorona rehetra mpanao sikidy sy ny mpila hevitra amin’ny maty,+ eran’ny fanjakany.