1 Mpanjaka 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany. Jeremia 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa lasa maro toy ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô! Ary be dia be hoatran’ireo lalana ao Jerosalema ny alitara naorinareo ho an’ilay zavatra mahamenatra,* dia alitara anaovana sorona ho an’i Bala.’+
31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany.
13 Fa lasa maro toy ny tanànanareo ny andriamanitrareo, ry Joda ô! Ary be dia be hoatran’ireo lalana ao Jerosalema ny alitara naorinareo ho an’ilay zavatra mahamenatra,* dia alitara anaovana sorona ho an’i Bala.’+