9 Fa ny anjaran’i Jehovah dia ny vahoakany,+
Ary i Jakoba no lovany.+
10 Nahita azy tany an-tany efitra Izy,+
Tany amin’ny tany karakaina misy feon’ny bibidia minaonaona.+
Nanodidina azy sy niaro azy Izy, sady nikarakara azy,+
Ary niaro azy hoatran’ny anakandriamasony.+