-
Deoteronomia 7:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo, ary nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.*+
7 “Tsy hoe satria ianareo no maro an’isa indrindra amin’ny firenena rehetra dia miraiki-po aminareo sy nifidy anareo i Jehovah.+ Ianareo tsinona no vitsy indrindra amin’ny firenena rehetra.+ 8 Fa tia anareo kosa i Jehovah sady nanaja an’ilay fianianana nataony tamin’ny razambenareo.+ Dia izany no nahatonga an’i Jehovah hampiasa ny herin-tsandriny mba hitondrana anareo sy hanavotana anareo avy tany amin’ilay toerana nanandevozana anareo,+ dia avy teo ambany fahefan’i* Farao mpanjakan’i Ejipta.
-