-
2 Mpanjaka 17:10-12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nanangana tsangambato masina sy tsato-kazo masina*+ izy ireo, teny amin’ny havoana rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+ 11 Nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny amin’ny toerana avo rehetra koa izy ireo, toy ny nataon’ireo firenena nalefan’i Jehovah sesitany tsy ho eo anatrehan’izy ireo.+ Nanao ratsy foana izy ireo mba hampahatezitra an’i Jehovah.
12 Mbola nanompo sampy maharikoriko*+ foana izy ireo, nefa i Jehovah efa niteny hoe: “Aza manao an’izany!”+
-
-
Jeremia 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Hoy anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.”
-