-
Hosea 13:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Lasa meloka anefa izy ka maty satria nanompo an’i Bala.+
2 Vao mainka izy ireo izao manota,
Ka manao sarivongana amin’ny volafotsiny.*+
Tena mahay manamboatra sampy izy ireo. Asan’ny mpanao asa tanana daholo ireny.
Hoy izy ireo amin’ireny: ‘Asaivo manoroka an’ireo zanak’omby+ ireo ny olona manao sorona.’
-