-
Jeremia 33:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “‘Mbola hisy andian’ondry handalo eo ambany tanan’ny mpanisa azy ao amin’ireo tanàna eny amin’ny faritra be tendrombohitra, ao amin’ireo tanàna eny amin’ny faritra iva, ao amin’ireo tanàna any atsimo, ao amin’ny tanin’i Benjamina, ao amin’ny faritra manodidina an’i Jerosalema,+ ary ao amin’ireo tanànan’i Joda’,+ hoy i Jehovah.”
-