Salamo 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa an’i Jehovah ny fanjakana;+Izy no mitondra an’ireo firenena. Zakaria 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.
9 Ary ho Mpanjakan’ny tany manontolo i Jehovah.+ Ho iray ihany i Jehovah+ ary ho iray ihany ny anarany,+ amin’izany andro izany.