Deoteronomia 28:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Be dia be ny voa hoentinao hafafy any an-tsaha, saingy kely ny vokatra hangoninao,+ satria ho lanin’ny valala izany. Jeremia 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Varimbazaha no nafafin’izy ireo nefa tsilo no nojinjainy.+ Reraka be izy ireo nefa niasa maina fotsiny. Ho menatra izy ireo noho ny vokatra azony,Satria tezitra be i Jehovah.” Joela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Potika tanteraka ny vokatra eny an-tsaha, ary misaona ny tany,+Fa tsy misy varimbazaha intsony, sady ritra ny divay vaovao, ary lany ny menaka.+ Amosa 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Takinareo amin’ny mahantra ny hofan’ny saha voleny,*Nefa koa alainareo ho hetra ny varimbazahany.+Tsy hipetraka intsony ao amin’ny trano vato* naorinareo àry ianareo,+Ary tsy hisotro divay avy amin’ny tanimboaloboka tsara be novolenareo.+
38 “Be dia be ny voa hoentinao hafafy any an-tsaha, saingy kely ny vokatra hangoninao,+ satria ho lanin’ny valala izany.
13 Varimbazaha no nafafin’izy ireo nefa tsilo no nojinjainy.+ Reraka be izy ireo nefa niasa maina fotsiny. Ho menatra izy ireo noho ny vokatra azony,Satria tezitra be i Jehovah.”
10 Potika tanteraka ny vokatra eny an-tsaha, ary misaona ny tany,+Fa tsy misy varimbazaha intsony, sady ritra ny divay vaovao, ary lany ny menaka.+
11 Takinareo amin’ny mahantra ny hofan’ny saha voleny,*Nefa koa alainareo ho hetra ny varimbazahany.+Tsy hipetraka intsony ao amin’ny trano vato* naorinareo àry ianareo,+Ary tsy hisotro divay avy amin’ny tanimboaloboka tsara be novolenareo.+