Matio 26:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+ Jaona 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia namely tehamaina azy ny mpiambina iray nijoro teo,+ ka niteny hoe: “Hoatr’izany ve no famalinao ny lehiben’ny mpisorona?” Jaona 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nankeo aminy izy ireo ka niteny hoe: “Miarahaba anao,* ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Namely tehamaina azy imbetsaka koa ireo.+
67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+
22 Rehefa avy nilaza an’izany izy, dia namely tehamaina azy ny mpiambina iray nijoro teo,+ ka niteny hoe: “Hoatr’izany ve no famalinao ny lehiben’ny mpisorona?”
3 Nankeo aminy izy ireo ka niteny hoe: “Miarahaba anao,* ry Mpanjakan’ny Jiosy!” Namely tehamaina azy imbetsaka koa ireo.+