Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’ Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra aho,Ary miomana hampihatra didim-pitsarana,+Dia hamaly faty ny fahavaloko aho,+Sy hamaly an’ireo mankahala ahy. Isaia 59:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy:+ Ho tezitra amin’ny fahavalony izy, ary hamaly an’ireo miady aminy.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.
35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra aho,Ary miomana hampihatra didim-pitsarana,+Dia hamaly faty ny fahavaloko aho,+Sy hamaly an’ireo mankahala ahy.
18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy:+ Ho tezitra amin’ny fahavalony izy, ary hamaly an’ireo miady aminy.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.