Matio 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Raha tsara ny hazo nambolenareo dia ho tsara koa ny voany, fa raha ratsy ilay hazo dia ho ratsy koa ny voany. Fa ny voany no ahafantarana an’ilay hazo.+
33 “Raha tsara ny hazo nambolenareo dia ho tsara koa ny voany, fa raha ratsy ilay hazo dia ho ratsy koa ny voany. Fa ny voany no ahafantarana an’ilay hazo.+