Lioka 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Tena be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy. Iangavio àry ny Tompon’ny vokatra haniraka mpiasa hijinja ny vokatra.+ Jaona 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Milaza ianareo hoe mbola misy efa-bolana vao ho tonga ny fijinjana, sa tsy izany? Izaho kosa milaza aminareo hoe: Jereo ange ny saha e, fa efa masaka hojinjaina ny vokatra.+ Efa
2 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Tena be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy. Iangavio àry ny Tompon’ny vokatra haniraka mpiasa hijinja ny vokatra.+
35 Milaza ianareo hoe mbola misy efa-bolana vao ho tonga ny fijinjana, sa tsy izany? Izaho kosa milaza aminareo hoe: Jereo ange ny saha e, fa efa masaka hojinjaina ny vokatra.+ Efa