Matio 9:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Tena be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy.+ 38 Iangavio àry ny Tompon’ny vokatra haniraka mpiasa hijinja ny vokatra.”+ 1 Korintianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary saha volen’Andriamanitra sy trano aorin’Andriamanitra ianareo.+ 2 Tesalonianina 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Farany, ry rahalahy, mivavaha foana ho anay,+ mba hiely haingana foana ny tenin’i Jehovah*+ ary homem-boninahitra toy izao eo aminareo izao.
37 Dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Tena be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy.+ 38 Iangavio àry ny Tompon’ny vokatra haniraka mpiasa hijinja ny vokatra.”+
9 Fa mpiara-miasa amin’Andriamanitra izahay, ary saha volen’Andriamanitra sy trano aorin’Andriamanitra ianareo.+
3 Farany, ry rahalahy, mivavaha foana ho anay,+ mba hiely haingana foana ny tenin’i Jehovah*+ ary homem-boninahitra toy izao eo aminareo izao.