4 “Raha hitanao lavo eny an-dalana ny ampondran’ny rahalahinao na ny ombiny, dia aza odiana tsy hita fotsiny. Tokony hampianao hanarina an’ilay izy ny rahalahinao.+
5 Hoy izy avy eo: “Raha latsaka ao anaty lavadrano ny zanakareo na ny ombinareo,+ dia iza aminareo no tsy hisintona azy hivoaka avy hatrany, na dia Sabata aza ny andro?”+