Hebreo 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izay olona efa nahazo hazavana indray mandeha,+ sady efa nahazo ny fanomezana maimaim-poana avy any an-danitra sy ny fanahy masina, Hebreo 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo ampiana intsony mba hibebaka. Fantsihan’izy ireny eo amin’ny tsato-kazo indray mantsy ny Zanak’Andriamanitra, sady alany baraka+ eo imason’ny olona. 2 Petera 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha efa niala tamin’ny fahalotoan’izao tontolo izao izy ireny,+ satria nahalala tsara an’i Jesosy Kristy Tompo sy Mpamonjy, kanefa tafiditra amin’izany indray ka resy, dia ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny iafaran’izy ireny.+
4 Fa izay olona efa nahazo hazavana indray mandeha,+ sady efa nahazo ny fanomezana maimaim-poana avy any an-danitra sy ny fanahy masina,
6 kanefa nihemotra,+ dia tsy azo ampiana intsony mba hibebaka. Fantsihan’izy ireny eo amin’ny tsato-kazo indray mantsy ny Zanak’Andriamanitra, sady alany baraka+ eo imason’ny olona.
20 Raha efa niala tamin’ny fahalotoan’izao tontolo izao izy ireny,+ satria nahalala tsara an’i Jesosy Kristy Tompo sy Mpamonjy, kanefa tafiditra amin’izany indray ka resy, dia ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny iafaran’izy ireny.+