21 Dia namaly azy ireo i Jesosy hoe: “Lazaiko marina aminareo fa raha manam-pinoana ianareo ka tsy misalasala, dia ho vitanareo izay nataoko tamin’ilay aviavy. Raha miteny amin’ity tendrombohitra ity koa aza ianareo hoe: ‘Mialà eto dia mianjerà any an-dranomasina’, dia hitranga tokoa izany.+
23 Lazaiko marina aminareo fa raha misy miteny amin’ity tendrombohitra ity hoe: ‘Mialà eto dia mianjerà any an-dranomasina’, sady tsy misalasala izy ao am-pony ao fa manam-pinoana hoe hitranga tokoa izay lazainy, dia ho tanteraka izany.+