-
Marka 11:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia hoy i Jesosy tamin’ireo: “Manàna finoana an’Andriamanitra. 23 Lazaiko marina aminareo fa raha misy miteny amin’ity tendrombohitra ity hoe: ‘Mialà eto dia mianjerà any an-dranomasina’, sady tsy misalasala izy ao am-pony ao fa manam-pinoana hoe hitranga tokoa izay lazainy, dia ho tanteraka izany.+
-