43 Tsy tokony ho toy izany kosa eo aminareo. Fa izay te ho lehibe aminareo dia tsy maintsy ho mpanomponareo,+44 ary izay te ho voalohany aminareo dia tsy maintsy manompo ny rehetra.
26 Ianareo kosa tsy tokony ho hoatr’izany.+ Fa izay lehibe indrindra eo aminareo no ho toy ny zandriny indrindra,+ ary izay mitarika ho toy ny mpanompo.