-
Lioka 3:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy kosa ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny tadin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy amin’ny afo.+ 17 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana, mba hanadiovana tanteraka ny famoloany sy hanangonana ny vary ao amin’ny trano fitehirizany. Ny akofa sy ny mololo kosa hodorany amin’ny afo tsy mety maty.”
-